Didy vaovao


Retour

Didy vaovao no atolotro anareo

Ho marika fa hoe mpianatro ianareo

Didy mahasoa mampihavana

Maivana sy mora kokoa, io no ziogako

 

Mba ianaro sy iaino

Raiso ho fiainana

Io no lova sy harena navelan’ny Tomponao.

La! La! La! …

 

Jesoa Tomponao, io fitiavana io

Ka mba raiso izao, hitoetra ao aminao

Enta-tsy mavesatra, fa mila fiezahana

Fanahy tsotra sy madio, no fehin’io fitiavana io.

 

Numéro de page - 41