Ny alahady voalohany manaraka ny epifany


Retour

TOMPO ô, mifona aminao izahay, raiso amin’ny famindramponao ny vavaky ny olonao izay mitaraina aminao, ary aoka mba ho hitany sy ho fantany izay zavatra tokony hataony, ka ny fahasoavanao sy ny herinao anie no hahatanterahany izany tokoa: amin’ny alalan’I Jesoa Kristy Tomponay. Amena.

Numéro de page - 91