Tompo ô! izay nanao ny lanitra sy ny tany


Retour

Tompo ô, ‘zay nanao ny lanitra sy ny tany tamin- kery lehibe

Tompo ô, ‘zay nanao ny lanitra sy ny tany tamin’ny sandrinao

Tsy misy zava-tsarotra aminao (2x)

Lehibe, mahery, hendry sy mahery indrindra.

Tsy misy, tsy misy, eny tsy misy tokoa

Tsy misy zava-tsarotra aminao.

Numéro de page - 30