Tompo ô ny fitiavanao apariaho


Retour

Tompo ô! ny fitiavanao apariaho

Afovoan’ny aizina apariaho

Jesoa hazavao izahay

Mba afaho amin’ny fahazavanao

Mamirata, mamirata

Mamirata

 

Fenoy ny voninahitrao ny taninay

Mireheta

Ao am-ponay

Mikoriàna ry rano

Vontosy ny taninay

Mitenena

          Hisehoan’ny mazava.

 

Tompo ô! Ny fanatrehanao

No ialako amin’izao aizina izao

Noho ny rànao no nahafaka ahy

Raiso aho hiala amin’ny fahamaizinako

Mamirata, mamirata

Numéro de page - 29