Ny epifany


Retour

ANDRIAMANITRA ô, ny fitarihan’ny kintana no nampisehoanao ny Zanakao-lahy Tokana tamin’ny Jentilisa: Koa aoka izahay izay mahalala Anao amin’ny finoana ankehitriny mba ho tarihinao lalandava mandra-pahitany ny voninahitrao any an-danitra rahatraizay, amin’ny alaln’i Jesoa Kristy Tomponay Amena.

Numéro de page - 91