Ny namorana an’i kristy


Retour

ANDRIAMANITRA Tsitoha ô, Hianao mpamorona ny Zanakao Isaorana sy nampanaraka Azy ny lalàna nboho ny olombelona: Koa aoka hopforana marina ny fanahinay mba ho voaisotra amin’ny fonay sy ny tenanay ny fanirian’izao tontolo izao sy ny filandratsin’ny nofo hanarahanay ny sitraponao amin’ny zavatra rehetra; amin’ny alaln’i Jesoa Kristy Tomponay Amena.

 

Numéro de page - 90