Retour
Mitsangàna ka mihira izao ry zanak’i Ziona ô!
Mitsangàna ka mihira izao fa ny Tompo nanavotra anao
Sokafy eo aminy ny fonareo
Ka mifaia eo anoloany
Fa Andriamanitra Izy.