Misaora


Retour

Misaora amin’ny fo madio

Misaora Ilay Masina

Misaora satria nomeny

Jesoa Kristy Zanany (2x)

 

Nahazo hery ireo malemy

Ny mahantra nanam- be

Noho ny asanao ry Tompo

Ho anay. (2x) (D.S.)

Numéro de page - 23