Ny alahady manaraka ny andro kristmasy


Retour

ANDRIAMANITRA Tsitoha ô, Hianao ef nanome anay ny Zanakao lahy tokana haka ny fombanay, ka hateraky ny Virijina madio tamin’ny fotoana izay tsaraovanay ankehitriny: Aoka izahay, izay efa nateraka indray sy natsangana ho zanakao noho ny fahasoavana, mba hahavaozin’ny Fanahinao Masina isan-andro; amin’ny alaln’i Jesoa Kristy Tomponay. Izay miara-belona sy miara-manjaka aminao sy ny Fanahy Masina, Andriamanitra Iray, mandrakizay mandrakizay Amena.

Numéro de page - 90