Ny tsy manan-tsiny


Retour

ANDRIAMANITRA Tsitoha ô, avy tamin’ny vavan’ny ankizy madinika sy zaza moinono no nanamboaranao fiderana, ka tamin’ny nahafatesany ny nankalazany Anao: Mba vonoy avokoa ny haratsianay, ary hatanjaho amin’ny fahasoavanao izahay, ka aoka ny tsy fananany tsiny sy ny faharetanay amin’ny finoana hatramin’ny fahafatesana no hankalazany ny Anarano Masina: amin’ny alalan’i Jesoa Kristy Tomponay Amena.

Numéro de page - 89