Hosana


Retour

Hosana, Hosana, Hosana amin’ny Avo indrindra

Hosana, Hosana, Hosana amin’ny Avo indrindra

Asandratray izao ny Anaranao

Mitsangana Andriamanitra ô!

Hosana amin’ny Avo indrindra.

 

Dera, Dera, Mpanjakan’ny Mpanjaka

Dera, Dera, Mpanjakan’ny Mpanjaka

Asandratray izao ny Anaranao

Mitsangana Andriamanitra ô!

Mpanjakan’ny Mpanjaka.

 

Numéro de page - 13