ANDRIAMANITRA mamindra fo ô, mifona aminao izahay, ampidino amin’ny Eklesianao ny fahazavanao, mba hizorany amin’ny marina noho ny fahazavan’ny fampianaran’i Santa Jaona Apostolinao sy Evanjelista sambatra, ka hahazoany ny fahazavan’ny fiainana mandrakizay any am-parany amin’ny alaln’i Jesoa Kristy Tomponay. Amena.