Hanandratra Anao aho
Ry Andriamanitro Mpanjaka ô!
Sy hankalaza ny Anaranao
Mandrakizay doria
Hankalaza Anao isan’andro aho
Sy hidera ny Anaranao
Sy hidera ny Anaranao
Mandrakizay doria. (D.C.)
Lehibe Jehovah, ka tokony hoderaina
Ary tsy takatry ny saina ny fahalehibeazany (D.S.)