Santa stefana


Retour

TOMPO ô, raha tra-pahoriana izahay ety an-*tany noho ny fanambarany ny marina, dia aoka mba hibanjina ny lanitra ka hahita amin’ny finoana ny voninahitra izay haseho aminy; ary mba fenoy ny Fanahy Masina izahay, ry Jesoa Isaorana ô, Hianaranay ho tia sy hivavaka ho an’ny mpanenjika anay tahaka ny nataon’i Santa Stefana maritiorànao voalohany, izay nangataka famelan-keloka ho an’ny mpamono azy, fa Hianao mitsangana eo an-kavanan’Andriamanitra hanampy izay rehetra mijaly noho ny Anaranao, ry Mpanalalana sy Mpisolovava anay Amena

Numéro de page - 88