Ny andro nahaterahan’i kristy izay atao hoe: ny andro kristmasy


Retour

ANDRIAMANITRA Tsitoha ô, Hianao efa nanome anay ny Zanakao-lahy Tokana haka ny fombany, ka hateraky ny Virijina madio tamin’ny fotoana izay tsarovanay ankehitriny: Aoka izahay, izay efa nateraka indray sy natsangana ho zanakao noho ny fahasoavana, mba hohavaozin’ny Fanahinao Masina isan-andro; amin’ny alaln’I Jesoa Kristy Tomponay; Izay miara-belona sy miara-manjaka aminao sy ny Fanhy Masina, Andriamanitra Iray, mandrakizay mandrakizay Amena.

 

Numéro de page - 88