Hira ho fisaorana an'i jehovah amin'ny alina


Retour

ANDEHA, misaora an'i Jehovah, hianareo rehetra mpanompon'i Jehovah, Izay mitoetra alina ao an-tranon'i Jehovah.

2 Manandrata ny tananareo ho amin'ny fitoerana masina, Ka misaora an'i Jehovah.[Na:

3 Hitahy anao avy ao Ziona anie Jehovah Mpanao ny lanitra sy ny tany.

 

Numéro de page - 382