Ny mahatsara ny fifankatiavana


Retour

ENDREY, tsara sady mahafinaritra Raha ny mpirahalahy no miara-monina

2 Tahaka ny diloilo tsara amin'ny loha, Izay mitsororoka amin'ny somotra, dia ny somotr'i Arona, Izay mitsororoka amin'ny moron-tongotr'akanjony;

3 Tahaka ny ando any Hermona, izay milatsaka amin'ny tendrombohitra Ziona; Fa voadidin'i Jehovah ho eo ny fitahiana, Dia fiainana ho mandrakizay.

Numéro de page - 381