Fiononam-po sy fiankinana amin'andriamanitra


Retour

JEHOVAH  ô, tsy nirehareha ny foko, ary tsy niandranandrana ny masoko: Ary tsy nisaintsaina izay zavatra ambony loatra aho, Na izay saro-pantarina tsy takatro.

2 Fa nampionona sy nampangina ny fanahiko aho; Tahaka ny zaza efa maoty eo amin-dreniny. Dia tahaka Izany ny fanahiko ato anatiko.

3 Ry Isiraely ô, manantenà an'i Jehovah Hatramin'izao ka ho mandrakizay.

 

Numéro de page - 381