JESOA KRISTY Tompo ô, Hianao tamin’ny nihavianao taloha dia naniraka mpanamboan-dàalan hialoha Anao: Aoka koa ny Ministeranao ankehitriny hamboatra tsar any làlanao amin’ny fampodiany ny fon’ny tsy mano aho amin’ny fahendren’ny marina, mba ho olona ankasitrahanao izahay amin’ny hihavianao indray hitsqara izao tontolo izao; fa Hianao dia miara-belona sy miara-manjaka amin’ny Ray sy ny Fanahy Masina, Andriamanitra mandrakizay Amena.