Haleloia hidera anao


Retour

Haleloia ! hidera Anao ry Andriamanitra ô!

Fa mamy vokarin’ny ao am-po

Ny hira atolotro Anao.

Mendrika ny voninahitrao

Avo lolohavin’ny loha

Sy tsara isaloran’ny saina sy ny fo.

 

Refrain:

Deraiko avo

Dradraiko ho ren’i zao tontolo izao

Fa tsara sy mendrika loatra

Ilay fiderako Anao

Mamin’ ny foko

Lalaiko ny mihira ho anao ry Tsitoha.

Ry Andriamanitra tokana ao am-po.

 

Haleloia! Endrey ny hafaliako, midera mihira izao

Tsy misy Andriamanitra hafa ivelany

Fa tokana Ianao

Mendrika hajaina tokoa ô!

Tsara hiraina fa soa

Ry Andriamanitry ny fitiavako.

Numéro de page - 9