ANDRIAMANITRA ô, tena toetrao ny mamindra fo sy ny manafaka mandrakariva: Raiso ny vavaka, ataonay amim-panetrentena, ary na dia voagadran’ny fahadisoanay aza izahay, dia aoka ny famindramponao no hanafaka anay ho voninahitr’i Jesoa Kristy Mpanalalana sy Mpisolo-vava anay. Amena.