Noho ny areti-mifindra


Retour

TOMPO mamindra fo ô, mitaraina aminao izahay, mba hamonjy sy hanafaka anay izay asian’izao aretina mafy sy fahafatesana izao, aoka hanamasina anay izao fahoriana mangidy izao, ary ambino amin’ny fitahianao lalandava ireo izay mikely aina hamonjy ny olona amin’ny aretina sy ny fanaintainana ; amin’ny alalan’Ilay sady nanasitrana no nanamasinana ny fahoriana, dia ny Zanakao Jesoa Kristy Tomponay. Amena

Numéro de page - 52