Noho ny rivo-doza


Retour

ANDRIAMNITRA Tsitoha sy mandrakizay ô Hianao no Tompon’ny hery sy ny fahefana rehetra Tokony hampijaliana tokoa izahay noho ny fahotanay kanefa mifona aminao izahay, aza mamaly anay noho ny helokay, fa manafaha anay amin’ny loza sy ny rivo-doza izay mampahory anay; amin’ny alalan’I Jesoa Kristy Mpamonjy anay. Amena.

Numéro de page - 51