TOMPO ô, mifona aminao izahay, tahio ny raharahan’ny Ekesianao manerana izao tontolo izao, indrindra fa ny eto aminay. Tahio izay rehetra miasa amin’izany, na vahiny na tompon-tany, indrindra fa…. Iraho ny Fanahinao Masina hampianatra sy hitarika azy, mba hahefàny izay ataony ho voninahitrao sy ho fampandrosoana ny famonjena ny olona rehetra, amin’ny alalan’I Jesoa Kristy Tomponay. Amena.