Fivavahan’i s krysostoma


Retour

ANDRIAMANITRA Tsitoha ô, Hianao efa nanome fahasoavana anay hiraisanay saina hangataka aminao ankehitriny izao; Hianao manaiky hanome izay angatahin’ny roa na telo miangona amin’ny Anaranao: Tanteraho amin’izao Tompo ô, ny angatahinay mpanomponao, araka

Numéro de page - 34

izay antonony aho anay; ampahalalao ny fahamarinanao izahay amin’izao fiainana izao, ary amin’ny ho avy omeo fiainana mandrakizay. Amena.

2 Kor 13.14

NY fahasoavan’I Jesoa Kristy Tompontsika; ny fitiavan’Andriamanitra, ary ny fampiraisan’ny Fanhy Masina, ho amintsika rehetra anie mandrakizay Amena

Tapitra izao ny filaharan’ny Fivavahana fanao isan-kariva

Numéro de page - 35