Nunc dimittis


Retour

TOMPO ô, ankehitriny ny mpanomponao dia alefanao: amin’ny fiadanana araka ny teninao

2. Fa ny masoko efa nahita: ny famonjenao

3. Izay namboarinao: teo anatrehan’ny firenena rehetra

4. Dia fahazavana hahazava ny firenena: sady voninahitry ny Israely olonao

Ho an’ny Ray sy ny Zanaka; ary ny Fanahy Masina anie ny voninahitra:

Tahaka ny hatramin’ny taloha, sy ankehitriny ary mandrakariva, ho mandrakizay doria. Amena

Na ity Salamo ity:

DEUS MISEREATUR (Salamo 67)

Numéro de page - 30