Ny fitokanana ny trano fivavahana na ny andro ahatsiarovana azy


Retour

1.Ny Kolekta amin’ny ANDRO FITOKONANA

ANDRIAMANITRA ô,Ianao dia mampifaly anay amin’ny fahamasinana ity Trnao fivavahana ity: Mba henoy amin’ny famindramponao ny vavaky ny olonao; ka omeo izay rehetra tonga eto hangataka ny fitahIanao , ny fahasoavanao avy any an-danitra: Amin’ny alaln’i Jesoa Kristy Zanakao Tomponay, izay miara-belona sy miara-manjaka aminareo, amin’ny firaisan’ny Fanahy Masina, Andriamanitra iray ihany, mandrakizay mandrakizay Amena

2.Ny Kolekta amin’ny ANDRO AHATSIAROVANA ny fitokanana

ANDRIAMANITRA ô,Ianao dia mampifaly anay isan-taona amin’ny fahatsiarovana ny andro hanamasinana ity Trano fivavahana ity: Mba henoy amin’ny famindramponao ny vavaky ny olonao; ka omeo izay rehetra tonga eto hangataka ny fitahIanao  ny fahasoavanao azy any an-danitra; amin’ny alaln’i Jesoa Kristy Tomponay, izay miara-belona sy miara-manjaka aminao, amin’ny firaisan’ny Fanahy Masina, Andriamanitra iray ihany, mandrakizay mandrakizay Amena

Numéro de page - 122