Abela sy ny maritora malagasy


Retour

TOMPO ô, aoka ny fahasoavanao hanampy anay, mba harahanay ny dian’i Abela sy ireo Maritoira Malagasy, ka hiorina mafy amin’ny fahamarinana sy ny fitiavana izahay; ary aoka tsy hisy fakam-panahy hahasakana anay amin’izany; amin’ny alaln’i Jesoa Kristy Tomponay Amena

Numéro de page - 121