Ny andron’ny nodi-mandry


Retour

ANDRIAMANITRA Zanaka ô,Ianao no namorona izay rehetra mahatoky Anao sy Mpanavotra azy: Mamelà ny fahotan’ny mpanomponao rehetra izay efa nodi-mandry; ka aoka hanampya azy ny fivavahanay, mba hahazoany ny famonjena izay niriny: FaIanao no miara-belona sy miara-manjaka amin’ny Ray, amin’ny firaisan’ny Fanahy Masina, Andriamanitra izay ihany, mandrakizay mandrakizay Amena

Numéro de page - 121