Ny santa rehetra


Retour

ANDRIAMANITRA Tsitoha ô,Ianao efa nampiray ny olom-pidinao ho fikambanana sy antoko iray ao amin’ny Tenan’i Jesoa Kristy Zanakao Tomponay: Koa omeo fahasoavana izahay mba hanaraka ny dian’ny olonao masina, hahazoanay ny fifaliana tsy azo tononina, izay efa namboarinao ho ani’zay tia Anao marina tokoa; amin’ny alaln’i Jesoa Kristy Tomponay Amena.

Numéro de page - 120