ANDRIAMANITRA Tsitoha ô,Ianao efa nanorina ny EklesIanao eo ambonin’ny fanorenan’ny Apostoly sy ny Profeta, ary Jesoa Kristy ihany no vato fehizoro indrindra; Aoka ny fampiananrany no hampikambana anay amin’ny firaisam-panahy ho Tempoly masina ankasitrahanao; amin’ny alalan’i Jesoa Kristy Tomponay Amena.