S.lioka evanjelista


Retour

ANDRIAMANITRA Tsitoha ô,Ianao efa niantso an’i S Lioka Dokotera ho Evanjelista, malaza noho ny nampielezany ny Filazantsara, sy ny ho Dokoteran’ny fanahy: Aoka mba ho sitran’ny fanafody mahasoa avy amin’ny fampianarany ny aretin’ny fanahinay: amin’ny alaln’i Jesoa Kristy Tomponay Amena

Numéro de page - 120