S.mikaely sy ny anjely rehetra


Retour

ANDRIAMANITRA mandrakizay ô, mahagaga ny nanendrenao sy ny nandaharano ny fanompoan’ny Anjely sy ny olona:; Koa mifona aminao izahay, tendreo ny Anjelinao masina mba hanampy sy hiaro anay ety an-tany tahaka ny fanompoany Anao mandrakariva any an-danitra; amin’ny alaln’i Jesoa Kristy Tomponay Amena.

Numéro de page - 119