S.matio apostoly


Retour

ANDRIAMANITRA Tsitoha ô, ny Zanakao isaorana no niantsoanao an’i S.Matio hiala amin’ny famorian-ketra ho Apostoly sy ho Evanjelista: Koa omeo fahasoavana izahay, mba hialanay amin’ny fahihirana sy ny fitiavan-karena mihoatra noho izay mety, sy hanarahanay an’i Jesoa Kristy Zanakao, Izay miara-belona sy miara-manjaka aminao sy ny Fanahy Masina, Andriamanitra Iray, mandrakizay mandrakizay Amena

Numéro de page - 119