S.laurent


Retour

TOMPO ô,Ianao dia nanome hery an’i Santa Laurent handresy ny fijaliana tamin’ny lelafo nandoroana azy: Koa mifona aminao izahay mba hanome hery anay, hamonoanay lelafon’ny fakam-panahy mamely anay; amin’ny alaln’i Jesoa Kristy Znakao Tomponay, Izay miara-belona sy miara-manjaka aminao, amin’ny firaisan’ny Fanahy Masina, Andriamanitra iray ihany, mandrakizay mandrakizay Amena

Numéro de page - 118