Ny niovan-tarehy


Retour

ANDRIAMANITRA Tsitoha sy mandrakizay ô, ny Zanakao Isaorana dia mampiseho ny voninahiny tamin’ny Apostoly voafidiny, raha niova tarehy tao an-tendrombohitra masina izy, ka niresaka tamin’i Mosesy sy Elia, tao anatin’ny famirapiratana ny amin’ny fahafatesana izay efa hiaretany any Jerosalema: Aoka ny fijerenay mpanomponao ny tavanao mamirapiratra no haahazoanay hery hahazakanay ny hazo fijaliana: amin’ny alalan’i Jesoa Kristy Tomponay Amena

Numéro de page - 118