S.jakoba apostoly


Retour

ANDRIAMANITRA mamindra fo ô, aoka ho tahaka ny nandaozan’i S.Jakoba Apostolinao ny rainy mbamin’izay rehetra nananany sy nanekeny ny fiantsoan’i Jesoa Kristy Zanakao azy niaraka tamin’izay ni mba handaozanay ny fitiavana izao tontolo izao sy ny fahafinaretan’ny nofo, ka ho vonona mandrakariva hanaraka ny didinao masina izahay amin’ny alalan’i Jesoa Kristy Tomponay Amena

Numéro de page - 117