S.maria magdalena


Retour

ANDRIAMANITRA Tsitoha ô, ny Zanakao isaorana dia niantso sy nanamasina an’i S.Maria Magdalena mba ho tonga vavolombelon’ny nitsanganany tamin’ny maty: Mifona aminao izahay, aoka mba ho sitranin’ny fahasoavanao ny aretin’ny fanahinay sy ny tenanay, ka hanompo Anao amin’ny herin’ny fiainan’ny Zanakao tsy manam-pahataperana izahay, fa Izy dia miara-belona sy miara-manjaka aminao sy ny Fanahy Masina, Andriamanitra Iray ihany mandrakizay Amena

Numéro de page - 117