S.petera apostoly


Retour

ANDRIAMANITRA Tsitoha ô, tamin’ny alaln’i Jesoa Kristy Zanakao no nanomezanao an’i S Petera Apostolinao fanomezana maro, sy nandidIanao  Azy, hazoto hamahana ny ondrinao: Koa mifona aminnao izahay, aoka hazoto hitory ny teninao masina ny Eveka sy ny Mpitandrina rehetra, ary ny olona kosa hazoto hanaiky izany, hahazoany ny satroboninahitry ny fiainana mandrakizay; amin’ny alaln’i Jesoa Kristy Tomponay Amena.

Numéro de page - 117