S.jaona mpanao-batisa


Retour

ANDRIAMANITRA Tsitoha ô, tendry avy aminao no niterahana an’i S.Jaona Mpanao-batisa mpanomponao sy nanirahana azy hamboatra ny alàlan’ny Zanakao Mpamonjy anay tamin’ny nitoriany fibebahana: Aoka mba harahinay ny fampianarany sy ny fitondrantenanay masina, hibebahanay araka ny toriteniny, sy ho sahy manantra ny ratsy fanahy, ary hahazaka fijaliana noho ny fahamarinana tahaka ny nataony; amin’ny alalan’i Jesoa Kristy Tomponay Amena

Numéro de page - 116