ANDRIAMANITRA Tompo Tsitoha sy mandrakizay ô, avy tamin’ny Fanahy Masina no nampididnanao ny fanomezana lehibe hi an’i S.Barnabasy Apostolinao masina: Koa mifona aminao izahay, aza avela ho sido anjara amin’ny fanomezanao maro samy hafa izahay, ary omeo fahasoavana hampiasanay izany mandrakariva ho voninahitrao sy ho lazanao; amin’ny alalan’i Jesoa Kristy Tomponay Amena