S.filipo sy s.jakoba


Retour

ANDRIAMANITRA Tsitoha ô, ny fahalalana marina Anao no fiainana mandrakizay: Koa aoka izahay mba hahalala an’i Jesoa Kristy Zanakao ho làlana sy fahamarinana ary fiainana, ary hanaraka ny nataon’i S.Filipo sy S.Jakoba Apostolinao, ka hizotra amin’ny làlana mankany amin’ny fiainana mandrakizay; amin’ny alaln’i Jesoa Kristy Tomponay Amena

Numéro de page - 115