ANDRIAMANITRA Tsitoha ô, ny fampianarana avy any an-danitra nosoratan’i S.Marka Evanjelista no nampianaranao ny EklesIanao masina: Koa omeo fahasoavana izahay, mba hiorina amin’ny fahamarinan’ny Filazantsaranao masina, fa tsy ho tahaka ny zaza izay ahilangilan’ny rivotry ny fampianarana tsy marina rehetra; amin’ny alaln’i Jesoa Kristy Tomponay Amena.