TOMPO ô, mifona aminao izahay, aidino ho ato am-ponay ny fahasoavanao; ka aoka izahay; izay mahalala ny Inkarnasionan’i Jesoa Kristy Zanakao, noho ny nanambaran’ny Anjely tamin’i S.Maria Virijina, mba hahatratra ny voninahitry ny Fitsangan’ny noho ny firaisanay amin’ny fahoriany sy ny hazo fijaliany; amin’ny alaln’i Jesoa Kristy Tomponay Amena.