ANDRIAMANITRA ô,Ianao efa nifidy an’i S.MATIA mpanomponao mahatoky ho isan’ny Apostoly roa ambin’ny folo lahy mba hisolo an’i Jodasy mpamadika: Koa aoka ny EklesIanao ho voaro mandrakariva amin’ny apostoly sandoka, ary hotapahina sy hotarihin’ny mpitandrona mahatoky sy marina; amin’ny alaln’i Jesoa Kristy Tomponay Amena.