Ny nanolorana an’i kristy tao amin’ny tempoly sy ny nanadiovana an’i s.maria virijina sambatra


Retour

ANDRIAMANITRA Tstioha sy mandrakizay ô, mifona amim-panetren-tena izahay, aoka mba hatolotr’i Jesoa Kristy Znakao ho Anao izahay, manana fo madio sady tsy misy kilema, tahaka ny nanolorana Azy tao amin’ny Tempoly tamin’ny fotoana izay tsarovanay ankehitriny; amin’ny alaln’i Jeesoa Kristy Tomponay Amena.

Numéro de page - 114