Ny niovan’i s.paoly ho kristiana


Retour

ANDRIAMANITRA ô, ny tori-tenin’i S.Paoly, Apostolinao no nampamirapiratanao ny fahazavan’ny Filazantsara manerana izao tontolo izao; koa mifona aminao izahay, aoka ho feno fisaorana Anao ny fonay amin’izao fahatsiarovanay ny niovany ho Kristiana izao, ary ny fanarahany ny fampianarany masina ni haneohoanay izany fisaorana izany; amin’ny alalan’i Jesoa Kristy Tomponay Amena.

Numéro de page - 113