ANDRIAMANITRA Tsitoha ô, ny fahasoavana nomenao an’i S.Andrea Apostolinao masina no nahavonona azy hanaiky ny fiantsoan’i Jesoa Kristy zanakao ka nanarahany Azy niaraka tamin’izay; Aoka koa izahay rehetra izay antsoin’ny teninao masina mba hanolotra ny tenanay hankayo didinao masina; amin’ny alaln’i Jesoa Kristy Tomponay Amena.