Ny alahady faha-25 manaraka ny trinite


Retour

TOMPO ô, mifona aminao izahay, ampirisiho ny sitrapon’ny olonao, mba hahavokatra be amin’ny asa tsara izy, hahazoany valim-pitia be avy aminao; amin’ny alalan’i Jesoa Kristy Tomponay Amena

Numéro de page - 112