Ny alahady faha-24 manaraka ny trinite


Retour

TOMPO ô, mifona aminao izahay, noho ny fahatsarana lehibe, dia mamelà ny heloky ny olonao, mba ho afaka amin’ny fatoran’ny fahotana nataonay tamin’ny fahalemena izahay rehetra; omeo anay izany, Ray any an-danitra ô, amin’ny alalan’i Jesoa Kristy Tomponay Isaorana sy Mpamonjy anay Amena

Numéro de page - 112